|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 marena tokantrano |
| Singan-teny | 2marèna, 3tokantrano |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5teny firariana atao amin' ny mpanambady vao mba ho tsara orina ny fanambadiany; firariana mba ho marina tsy ho voahozongozona ny fanambadiana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6may your home life be true (a form in saluting newly married people).
[1.2] |
| Voambolana | 7 Teny fanajana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|